top of page

FOMBA FIASA

Safidio izay sary tianao

 

INONA NO ASA ATAO?

 

Misy sary asehon'ny whitepins+ anao ho safidianao.Afaka mifidy izay fotoana tianao isan'andro hanaovana azy ianao.

 

1. Tsindrio eo amin'ny " Do your work!" eo amin'ny farany ambany amin'ny havanana eo ( à droite), misy pejy vaovao misokatra avy eo: www.whitepins.com, ampidiro ny mail sy mot de pass tamin'ny nanaovanao inscription. Jereo eo ambonin'io "do your work" io ny isan'ny sary tsy maintsy ho safidianao androany.

Marihina fa whitepinsplus.com no hidiranao voalohany dia rehefa manindry io "do your work" io ianao dia tafiditra amin'ilay whitepins.com izay ahitanao ilay sary.

2. Rehefa tafiditra amin'ilay whitepins.com ianao dia misy sary 2 asehony anao avy hatrany eo, ka tsindrio izay sary tianao. Miandry kely 2 segondra eo ho eo dia hisy sary vaovao mipoitra indray eo, dia tsindrianao indray izay tianao. Tsindry (click) 2 isan'andro no ataonao mandritra ny 30 andro ka miakatra ny isan'io aorian'izay. Raha mampiditra ny namanao na olona izay fantatrao ianao dia tsy ampy 30 andro akory dia hahazo sary maromaro isan'andro ianao.

3. Rehefa vita ny asanao isan'andro dia miverena any amin'ny www.whitepinsplus.com dia tsindrio ny "my account"dia jereo fa misy sary maintso ery ambanin'ilay oe " Daily overview" ery izay manamarika fa vita ny asanao androany.

Raha vao miova Allemand ny teny ampiasaina ao dia aza adino ny manindry (clic) ilay sainam-pirenena USA fa hiova fiteny Anglais izany.

 

FANAZAVANA FANAMPINY 

 

Ny asa amin'ny internet dia matetika samy manana ny "unité" ampiasainy. Ny an'ny whitepins+ dia "Miles" no iantsoany ny unité ampiasainy ka toy izao manaraka izao ny momba momba izany:

  •    Amin'ny ankapobeny 1 miles = 1 clic = 1€, izany hoe 2€ isan'andro no azonao amin'ny fanombohana satria 2 cliques isan'andro no ataonao,  fa miova izany arakaraka ny fandrosoan'ny asa ataonao.

  • Amin'ny andro anombohanao ny asa dia manomboka amin'ny 111 Miles ianao ka miampy 1 miles izany isaky ny mahavita "clic" sary iray ianao,izany hoe miampy 2 miles isan'andro io 111 miles raha tsy mammpiditra olona mihitsy ianao. Arakaraka ny maha betsaka io Miles io no mahabetsaka ny asa ataonao isan'andro, ary mazava ho azy izany fa betsaka ihany koa ny vola ho raisinao raha betsaka ny asa ataonao isan'andro.

 

Ahoana ny atao raha tiana hitombo haingana ny Miles:

 

  • Voalohany indrina dia mahazo bonus 10 Miles ianao raha vao nampidirinao ao amin'ilay oe "email adress of your friends" ilay adresse email-ko Yunjhas@gmail.com iny. Raha mampiditra olona hafa ianao dia ny adresse email anao no ampidirina ao amin'io  "email adress of your friends io.

  • Faharoa, rehefa vitanao ny nameno ilay "Personal data1" sy "Personal data2" dia ahazo bonus 20 miles ianao.

  • Vitanao ireo zavatra voaloaza eo ambony ireo vao mahazo bonus miles ianao

Raha atambatra izany ireo bonus tokony ho azonao ireo dia mahatratra 30 miles, raha atao anefa ny kajikajy dia ao anatin'ny 15 andro vao ho azonao io 30 miles io satria 2 miles isan'andro no azonao. 

 

Misy fomba 2 ahafahanao mampitombo haingana miles anao

 

  1. Miezaha mampiditra olona araka izay tratra, zarazarao amin'ny namana, amin'ny fianakaviana, ny olom-pantatra ity asa ity fa mety mahasoa azy. Mahazo bonus 25 miles isaky ny mampiditra olona iray ianao,ka raha mampiditra olona 10 ianao izany dia mahazo bonus 250 miles.

  2. Raha toa ka tsy havanana na manahirana anao ny mapiditra olona dia azona atao ny mividy miles ao amin'ilay hoe "Meilenshop" na "Mileshop". Raha mividy io miles io ianao dia 1 miles = 1€, 100 miles anefa no farafahakeliny no vidianao vao hekeny, zany hoe 100€ no vidin'io 100miles io,raha vantany vao avy nividy io miles io ianao dia mitombo avy hatrany ny miles anananao. Mavesatra ho antsika Malagasy anefa izany vidiny izany fa ho an'ny zareo any ivelany dia betsaka no misafidy ny mividy miles.

Afaka mihiditra ao amin'ilay oe " Tabelle" na "Table" ianao,misy "tableau" asehony ao ka afaka fenoinao araka izay tianao mba ahafahanao mahita hoe raha manampy 200 miles ohatra ianao dia mety ho firy € isan'andro no raisinao. Eo amin'ilay ilany ankavia indrindra io no apetrakao ny miles dia ho hitanao ny kajikajy izay avoakany eo

 

91 ANDRO AORIAN'NY NANOMBOHANAO NY ASA NO AZONAO ANGATAHANA NY VOLA AZONAO . NY ANTON'IZANY DIA TSOTRA: MILA OLONA MATOTRA SY MANANA FAHARETANA NY WHITEPINS+ SATRIA BETSAKA NY OLONA NO MANAO IZAY HAHAZOANY VOLA FOTSINY AMIN'NY ASA ATAO AMIN'NY INTERNET FA TSY MANAO ILAY ASA ARA-DALANA AKORY. REHEFA VITA ANEFA IO 91 ANDRO IO DIA HO HITANAO FA MAHAFINARITRA NY MIARAKA AMIN'NY WHITEPINS+ KA ISAKY NY FAHA 5 SY FAHA 20 NY VOLANA NO FANDRAISANAO NY VOLANAO.

 

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa email aty amiko na miantso mivantana.

RATSIMBAZAFY ONJA MAMITIANA

LOT 475 TER CITE AMBOHIPO

ANTANANARIVO 101

Tél: 0341976517 / 0334622280

mail: Yunjhas@gmail.com

  • Facebook Basic Black
  • Twitter Basic Black
  • Instagram Basic Black
bottom of page