top of page


MAHAZOA VOLA
ISAN'ANDRO
Raha mitady ary mba maniry ny ahazo vola amin'ny alalan'ny "internet" ianao dia natao ho anao ity ary mety mahasoa anao.
Betsaka ny mihevitra fa ny asa @internet dia mora,tsy misy vola azo maimaim-poana izany anefa fa tsy maintsy miankina amin'ny ezaka ataonao ihany no habetsaky ny vola azonao.
Misy ihany koa milaza fa ny asa amin'ny "internet" ihany koa dia "arnaque" daolo.Tsy voatery ho izany foana anefa ny zava-misy.Ity asa iray ho zaraiko anao ity dia efa misy porofo fa ahazoana vola ara-dalàna tsara.
Amin'ny alalan'ny fisafidiananao sary 2 isan'andro fotsiny dia ahazoana 2€ raha tsy mitady olona hanao ny asa toy ny ataonao ianao,tafakatra hatramin'ny 1500€ isan'andro nefa izany raha mahatafiditra olona maro ianao,fotoana eo amin'ny 5 minitra eo fotsiny no mety ho laninao isan'andro
Orin'asa lehibe iray manao ireny antsoina oe "étude de marché" ireny no zaraiko aminao.Whitepins+ no anarany. Any Allemagne no misy azy. Ao anatin'ny groupe Emotain GmbH (ataovy recherche @google dia ho itanao ny momba azy) ny whitepins+.
Maro ny orin'asa maneran-tany no mametraka ny fitokisany amin'ny Whitepins+ noho ny asany mahafa-po ary noho ny fisian'ny olona be dia be mandray anjara amin'ny fanadihadiana atao.
Alohan'ny hamoahan'ny orin'asa vokatra iray dia manantona ny Whitepins+ izy ireo. Ohatra: misy orin'asa mpamokatra kiraro hamoaka karazana kiraro vaovao, ka alohan'ny hamoahany izany dia mila mahafantatra mialoha izy ireo hoe mety ho tian'ny olona ve ilay kiraro vaovao ho vokariny sa tsia?
Noho ny fandraisanao anjara amin'ny safidy amin'ny sary izay ataonao isan'andro dia omen'ny whitepins+ vola ianao mba ho fankasitrahany anao.

bottom of page